Hoala Persika: Fahasamihafan'ny versiona

tsy misy ambangovangom-panovana
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Ny '''Helodrano Persika''' dia [[helodrano]] ao amin'ny [[Ranomasimbe Indiana]] mihazo ny morontsirak'i [[Omàna]], ny [[Emirata Arabo Mitambatra]], [[Arabia Saodita]], [[Katara]], [[Bareina]], [[Koety]], [[Iràka]] ary [[Iràna]].
 
Tokony ho 233. 000 km<sup>2</sup> eo ho eo ny velarany, 800 km ny halavany ary 80 ka hatramin'ny 120 km eo ho eo ny sakany. Any amin'ny farany andrefany ny [[vinany]] ivarinan'ny ony [[Arvandrud]] (na [[Shatt al-'Arab]]), izay fifanenan'ny ony [[Tigra (ony)|Tigra]] sy [[Eofrata]].
 
Ao andrefana kosa no misy ny [[hetinandilan-dranomasin'i Hormuza]] izay mampifandray ny helodrano Persika amin'ny [[helodranon'i Omàna]], ary avy eo ny [[ranomasimbe]].
28 591

modifications