Kôrsa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nosy ao Mediteranea
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Corse region locator map2.svg|vignette|323x323px|Sarintany ameho an'i Frantsa ahitana ny nosy Kôrsa (miloko mena).]]
I '''Kôrsa''' na '''Kôrsika''' dia nosy ao atsimon'i [[Frantsa]] sady nosy fahefatra amin'ireo lehibe indrindra ao amin'ny [[Ranomasina Mediteranea]]. Atao hoe ''Corse'' izy amin'ny [[teny frantsay]], fa ''Corsica'' kosa amin'ny teny kôrsa sy [[teny italiana]] ary ''Còrsega'' amin'ny teny ligoriana.
 
Any amin'ny 170 km atsimon'i Frantsa no misy ny nosy Kôrsa. Manana velarana mirefy 8 680 km<sup>2</sup> izy. Misy tangoron-tendrombohitra ny ao afovoany izay saika manerana ny andavan'ilay nosy avy any avaratra mianantsimo, ka mizara azy ho roa. Ny avo indrindra amin'izany izany dia ny tendrombohitra atao hoe Monte Cinto izay mahatratra 2 710 km. I Kôrsa dia vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana frantsay.