Lohataona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''lohataona''' no [[fizaran-taona]] voalohany amin'ny taona. Amin'ny faritra misy fizaran-taona efatra dia mandimby ny [[ririnina]] izy sady dimbiasan'ny [[fahavaratra]]. Amin'ny lohataona no manomboka mitsiry sy maniry avokoa ireo zava-maniry nihintsan-dravina nandritra ny ririnina. Mitombo ny halavan'ny andro ary mihena ny an'ny alina. Betsaka ny hazavana sady mihamafana ny andro nefa tsy mbola misy na betsaka ny [[orana]].
 
Raha zaraina efatra mitovitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana [[Martsa|Marsa]] sy [[Aprily|Avrily]] ary [[Mey]] ny lohataona fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana [[Septambra]] sy [[Oktobra]] ary [[Novambra]] izany."Ratsy ny fitehisana zaza malagasy”
 
== Zava-miseho eo amin'ny natiora amin'ny lohataona ==