Malaoỳ: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Moeng (dinika | fandraisan'anjara)
k update
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-42:
}}
 
Ny '''Malawi''' dia firenena any amin'ny [[faritra]] atsimon'i [[Afrika]], eo anelanelan'i [[Mozambika]], ny [[Zambia]], ary ny [[Tanzania]]. Voafaritry ny [[farihy Malawi]] na [[farihy Nyassa]] izy, farihy fahatelon' [[Afrika]] amin'ny velarantaniny, ampadimin'ny velarantan'i Malawi ny ny farihy Malawy ary betsaka ny renirano manary ao.
 
Ny fiavian'ny anarana «hoe ''Malawi »'' (avy amin'ny anaran'ny farihy, amin'ny [[fiteny bantoabanto]]) dia tsy mazava tsara ; lazaina fa avy amin'ny mponina any atsimon'i Malawi na lazaina fa maneho ny hazavan'ny masoandro rehefa miposaka eo amin'ny farihy (eo amin'ny sainam-pirena).
 
[[Sokajy:Firenena ao Afrika]]