Nily: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Evening, Nile River, Uganda.jpg|vignette|333x333px|I Nily mamakivaky an'i Oganda]]
I '''Nily''' na '''Neily''' dia reniranon'i [[Afrika Atsinanana]]. Izy no renirano lava indrindra maneran-tany. Miala avy eo amin'ny [[Farihy Victoria]] ao [[Afrika Afovoany]] ka mikoriana mianavaratra ny renirao Nily, mamakivaky an'i [[Oganda]] sy an'i [[Sodana|Sodàna]] sy an'i [[Ejipta|Egipta]] ary farany mivarina any amin'ny [[Ranomasina Mediteranea]]. Mahatratra 5 584 km ny halavany raha avy eo amin'ny farihy Victoria fa 6 605 kosa raha avy eo atohy amin'ny renirano Luvironza any [[Borondy]]. Ny lambalembalamaka tondrahany dia mirefy 3 350 000 km<sup>2</sup>. Mirefy 3 000 m<sup>3</sup>/s ny salam-pikorianany.