Eorôpa Atsimo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Faritra ao Eoropa
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Eoropa Atsimo''' dia faritra ara-jeorafia na ara-jeopolitika izay mahafaoka ny ampahany atsimo amin'i [[Eoropa]]. Isan'izany ireo firenena sy fanjakana hita ao amin'ny [[saikanosy]] mediteraneana telo (ny [[saikanosySaikanosy iberikaIberika]] sy ny [[saikanosySaikanosy italianaItaliana]] ary ny [[saikanosySaikanosy balkanikaBalkanika]]). Ny famaritana an'i Eoropa Atsimo dia miovaova, arakaraka ny fomba fijery: ara-toetany (toetany mediteraneana), ara-jeografia (tapany tapany atsimon'i Eoropa), ara-piteny ([[fiteny italika]]) sy ara-kolontsaina. Matetika dia atovana ao ireo nosy mediteraneana toa an'i [[Malta]] sy i [[Kiprosy]], ary ny ampahan'i [[Torkia]] ao Eoropa, i Traka Atsinanana.
 
Ireto avy ireo firenena ao Eoropa Atsimo ireo:
 
* Saikanosy iberikaIberika: [[Espaina]] sy i [[Portogaly]] ary i [[Andora]].
 
* Saikanosy italianaItaliana: i [[Italia]], i Saint-Martin, i [[Vatikàna]] ary i [[Malta]].
* Saikanosy balkanikaBalkanika: i [[Albania]], i [[Bosnia-Herzegovina]], i [[Kroatia]], i [[Gresy]], i [[Makedonia Avaratra]], i [[Montenegro]], i [[Serbia]] ary i [[Slovenia]].