Aleksandra Lehibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-14:
Nandresy ny Grika nikomy taminy izy, ary samy nampiasainy tamin'izany na ny hasiahana na ny halemem-panahy. Ny niantombohan'ny ady ngeza nataony dia tany [[Azia Minora]], nitondra miaramila an-tongotra miisa 30 000 sy an-tsoavaly miisa 5 000 izy tamin'izany fotoana izany.
 
Rehefa tonga tany [[Troada]] izy dia nanao fanatitra ho an'ny ambiroan'i [[Priama]] sy [[Asily]] (ireo mpiady malaza tantarain'i Homera), vao nandroso hatrany [[GranikaGranikosy]] ka nanotohoto ny voalohan-tafika [[persiana]] tao.
 
Tonga tompon'i Azia Minora manontolo izy. Nihoarany ny tendrombohitra [[Taorosy (tendrombohitra)|Taorosy]], dia nijanona tao [[Tarsosy]] aloha izy, fa narary mafy. Rahefa nitsangana avy teo ny lehilahy dia nandroso nankany [[Kilikia]] ka nanorotoro ny tafik'i [[Dariosy III]] teo an-tanilemak' i [[Isôsy]] izay noreseny hatrany amoron-tsirak'i [[Siria (faritra)|Siria]].
[[Sary:MacedonEmpire.jpg|thumb|350px|Saritan'ny fanjakan’i Aleksandra Lehibe sy ny lalany]]
 
Andalana faha-25:
Tamin'ny lohataonan'ny 331 tal. J.K., rehefa nandresy ny morontsiraky ny fanjakana teo am-pelatànan'ny Persiana izy, dia niditra tao afovoan-tany.
 
Nita ny ony [[Eofrata]] tao Tapsaque izy; nita koa ny ony [[Tigrisy]], tao akaikin'ny sisa naharavan'ny tanàna [[Ninive|Niniva]], ary nifanehatra tao Gangamela[[Gaogamelesy]] tamin'ny tafika baovaovaovao vao noforonin'i [[Dariosy III]] indray. Nanaiky azy avokoa ny tanàn-dehibe rehetra, toa an'i [[Babilôna]], i [[Sosàna]], i [[Persepôlisy]], ary i [[Ekbatàna]].
 
Notanarahiny eran'i [[Media]] sy [[Baktriana]] i [[Dariosy III]], ka farany dia maty novonoin'olona. Izany no niafaran'ny fanjakam-be voalohan'ny Persiana. Nankany India koa i Aleksandra. Izy no mpanjaka eoropeana tonga voalohany tany.