Aleksandra Lehibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nameno
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-44:
 
== Toe-panahiny ==
Ny toe-panahiny mampiavaka azy indrindra dia ny fihetsiny somary maheriherisetra, manao an-jambany, ireo toetra ireo no nanampy azy tamin'ny ady natrehany. Kanefa niankin-doha tamin'ny filan'ny nofo sy fisotroana toaka izy. (1) Nihanasiaka izy nony nitombo hery: ny komandiny anankiray izay nanohitra azy dia notaritarihiny velona tao aorian'ny kalesiny mandra-pahapotipotiny; i Filota, komandin'ny miaramilany an-tsoavaly dia nampijaliany sy novonoiny noho ny ahiahy fotsiny. (2) Tonga nanandra-tena ho [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] koa Aleksandra nony nisondrotra.
 
I Kalistena, mpanoratra, sy olon-kendry grika, nony tsy nety nanaiky azy ho andriamanitra, dia nody nolazainy hoe mitetika ny hikomy ka novonoiny.
 
Tsy mba nanao tahaka an-dry [[Periklesy]] sy Epaminonde, izay nitandrina tsara ny toe-panahiny sady nikely aina hanasoa olona nony tafasandratra izy.