Aleksandra Lehibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-7:
== Fiandohan’ny Fiainany ==
 
Zanak'i Filipo[[Filiposy II avy]], any MasedoniaMakedonia, sy i Olimpiasa i Aleksandra. Hita ho nandova ny fahambonian-tsaina avy tamin'ny rainytsain-drainy sy reniny izy. Hatramin'ny taona 345 tal. J.K. dia ilay tena ngezalahy tamin'ny fahalalana, i [[Aristotle|Aristota]], no mpanabe azy, ka io no nampianatra azy ny karazam-pahalalana rehetra fantatry ny olona tamin'izay, indridra fa ny asanasasoratr'i [[Homer|Homera]]. Ny fizàranafizarana manao raharaha samihafa kosa dia nianarany tao an-dapan-drainy, izay nifaneraserany tamin'ireo manamboninahitra sy solontenam-pirenena samy hafa tonga teo. Nanjaka nandimby an-drainy izy nony maty novonoin'olona ny rainy (336 tal. J.K.). Tamin'ny fivoriana tao [[Korinto tamin'ny Andro Taloha|Korinto]] (335 tal. J.K.) dia nekena ho jeneraliben'ny foloalindahy masedonianamakedoniana rehetra izy.
 
== Fivelaran’ny fanjakany ==