Babilôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Babylon ausgrabungen.jpg|vignette|410x410px|Sisam-paharavan'ny mandan'i Babilôna]]
I '''BabilonaBabilôna''' dia tanàna tamin'ny [[Andro Taloha]] tany [[Mesopotamia]] niorina teo amin'ny ony [[Eofrata]], any amin'ny 90 km ao atsimon'i Bagdada ankehitriny ([[Iràka]]), renivohitr'i [[Babilonia]] tamin'ny taonarivo faha-2 sy voalohany tal. J.K. Eo amin'ny lalan-dehibe falehan'ny raharaham-barotra eo anelanelan'ny [[Helodrano persika|helodrano Persika]] sy ny [[Ranomasina Mediteranea]] i Babilona ka isan'ireo tanan-dehibe nanana ny maha izy azy tamin'ny [[Andro Taloha]].
 
Avy amin'ny [[Fiteny akadiana|teny akadiana]] hoe ''Bāb-ili'' na ''Babil'' na ''Bāb-ilim,'' izay midika hoe "vavahadin'andriamanitra", izay atao hoe ''Babela'' ao amin'ny [[Baiboly]] ny anaran'i Babilona.