Manisa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
I '''Manisa''', izay nantsoina hoe '''ManesiaMagnesia any Sipilosy''' tany aloha, dia itanàna any Torkian ao amin'ny prefektioran'ny faritany mitovy anarana aminy.
 
Teo akaikin'i Magnesia any Sipilosy, tao amin'ny lemaka eo am-pihaonan'ny renirano Hermôsy sy Frigia dia nisy ady tamin'ny ririnin'ny taona 190 hatramin'ny taona 189 tal. J.K. ka tsotsori-mamba nisarahan'ny Rômana notarihin'i Lokio Kornelio Skipio (latina: ''Lucius Cornelius Scipio'') sy ny mpanjaka seleokida [[Antiokosy III]] izany. Resy tamin'izany ny [[Seleokida]]. Nitambatra tamin'ny Empira rômana ilay tanàna, avy eo tamin'ny [[Empira Bizantina|Empira bizantina]]. Lasan'ny [[Fanjakana otomàna|Empira otomàna]] izy tamin'ny taonjato faha-15 taor. J.K. Teo anelanelan'y taona 1919 sy 1922 io tanàna io dia nobodoin'i [[Gresy]] (na Grisia).