Manisa: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Thelezifor dia namindra ny pejy Magnesia any Sipilosy any amin'i Manisa ary nanitsaka fihodinana |
Rohy Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
||
Andalana faha-1:
I '''Manisa''', izay nantsoina hoe '''Manesia any Sipilosy''' tany aloha, dia itanàna any Torkian ao amin'ny prefektioran'ny faritany mitovy anarana aminy.
Teo akaikin'i Magnesia any Sipilosy, tao amin'ny lemaka eo am-pihaonan'ny renirano Hermôsy sy Frigia dia nisy ady tamin'ny ririnin'ny taona 190 hatramin'ny taona 189 tal. J.K. ka tsotsori-mamba nisarahan'ny Rômana notarihin'i Lokio Kornelio Skipio (latina: ''Lucius Cornelius Scipio'') sy ny mpanjaka seleokida [[Antiokosy III]] izany. Resy tamin'izany ny [[Seleokida]]. Nitambatra tamin'ny Empira rômana ilay tanàna, avy eo tamin'ny [[Empira Bizantina|Empira bizantina]].
|