Fanjakan'ny Arsakida : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Rohy
(Rohy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
k (Rohy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
 
== Ny Arsakida tao Armenia sy tao Jeorjia ==
Nisy taranankytaranaky ny Arsakida izay nanohy nitondra tao Armenia. I Armenia dia teo ambany fanapanfanapahan'ny [[Sasanida]] aloha tamin'ny taona 232 taor. J.K., avy eo notapahin'ny Rômana tamin'ny taona 283 taor. J.K. ary farany nizara tamin'ny [[Empira Romana|Empira rômana]] sy ny [[Empira persiana]] i Armenia tamin'ny taona 387 taor. J.K. Nitondra, ohatra, i Vononesy[[Vônônesy I]] tamin'ny tana 12 taor. J.K. Voasolon'ny Persiana ny Arsakida tao Armenia tamin'ny taona 428 taor. J.K. [[Artakesy IV]] tamin'ny taona 428 taor. J.K. Naongan'ny [[Sasanida]] i Artakesy IV tamin'io taona io.
 
Nisy taranaka arsakida koa nanjaka tao [[Iberia]] (Kartly) nanomboka tamin'ny taona 189 taor. J.K. ka i [[Reva I Marina]], zanaky ny "mpanjaka lehibe" partiana tsy fantatra anarana (izay misy mihevitra fa i Vologesa[[Vôlôgesa V]] ), no mpanjaka tamin'izay. Rava izany fianakaviana izany tamin'ny andron'ny andriambavy [[Abekora]] zanaka vavin'i [[Aspagora I]], izay nanambady an'i Mirvàna tamin'ny taona 284 taor. J.K., i Aspagora no mpanorina ny fianakavia-mpanjaka atao hoe Kosroida[[Kôsrôida]].
2 689

modifications