Fanjakan' ny Arsakida: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Coin of Arsaces I (1), Nisa mint.jpg|vignette|463x463px|Vola misy ny sarin'i Arsàka I]]
Ny '''Arsakida''' dia fianakavia-mpanjaka manam-piaviana [[partiana]] nitondra an'i [[Persia]] na Iràna. Tsy i [[Partia]] ihany no notapahiny fa i [[Mesôpôtamia]] sy i [[Persida]] ary i Persia koa, teo anelanelan'ny taonjato faha-3 tal. J.K. hatramin'ny taonjato faha-3 taor. J.K. Naorin'i [[Arsaka I]] tamin'ny taona 250 tal. J.K. izany fanjakana izany ka nanapaka hatramin'io taona io ka hatramin'ny taona 224 taor. J.K. ary ny [[Sasanida]] no nisolo azy ireo avy eo. Ny mpanjaka arsakida farany nanapaka an'i Partia dia i [[Artabàna V]], izay resin'i [[Ardasira I]] zanak'i [[Papàka]]. Nisy taranaky ny Arsakida izay nanapaka an'i Armenia hatramin'ny taona 428 taor. J.K.
 
== Ny Arsakida tao Persia ==