Arsaka I: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Mpanka arsakida
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Coin of Arsaces I (1), Nisa mint.jpg|vignette|Vola maneho ny sarin'i Arsàka I|455x455px]]
I '''Arsaka I''' dia lohan'hy foko [[skitiana]] tao Parny, sady mpanorina ny fianakavia-mpanjaka (dinastia) [[arsakida]]. Niakatra teo amin'ny fitondrana an'i [[Partia]] izy tamin'ny taona 238 tal. J.K. ka izany no niantombohan'ny [[Empira partiana]] izay niitatra sy nandreraka ny fanjakana [[seleokida]]. Atao hoe Ἀρσάκης / ''Arsakês'' izy amin'ny [[teny grika]], fa ارشک / ''Aršak'' izy amin'ny [[teny persàna]].