Ptôlemaiôsy XIV: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
I '''Ptolemaiosy XIII''' na '''Ptolemaiosy XIII Filopatora II''' dia iray amin'ireo faraonan[[faraona]]<nowiki/>n'i Egipta farany ao amin'ny [[fianakaviana lagida]] nanjaka taloha kelin'ny vanimpotoana romana. Nanjaka niaraka tamin'i [[Kleopatra VII]] anabaviny sady vadiny izy. Zanak'i [[Ptolemaiosy XII Neosy Dionisosy]] izay nodimbiasany tamin'ny taona 51 tal. J.K. izy. Niady tamin'ny anabaviny izy. Nampamono an'i [[Pompeio]] (latina: ''Pompeius'') izy avy eo niady tamin'i Kaisara (na Sezara) talohan'ny hahafatesany raha nandositra. Amin'ny [[teny grika]] dia atao hoe ''Πτολεμαῖος'' / ''Ptolemaĩos'' izy.
 
== Jereo koa ==