Ptôlemaiôsy X: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Ptolemy X Alexander I Louvre Ma970.jpg|vignette|Sarivongan'i Ptolemaiosy X Aleksandra]]
I '''Ptolemaiosy X''' na '''Ptolemaiosy X Aleksandra I Filometora''' dia mpanjakan'i Egipta izay nanapaka tamin'ny taona 107 tal. J.K. hatramin'ny taona 88 tal. J.K. Isan'ny [[dinastia lagida]] izy. Rehefa avy nampamonynampamono ny reniny izy dia niara-nanjaka tamin'i Berenike <abbr>III</abbr> Kleopatra Filopatora vadiny. Zanaka lahy faharoan'i [[Ptolemaiosy VIII Evergetesy II Trifona]] sy i Kleopatra III Evergetesy Filometora izy. Tsy fantatra ny daty nahaterahany, nefa mety teo anelanelan'ny taona 140 sy 139 tal. J.K. Maty tamin'ny taona 88 tal. J.K. izy. Amin'ny teny grika dia atao hoe ''Πτολεμαῖος Ἀλέξανδρος'' / ''Ptolemaĩos Aléxandros.''
 
== Jereo koa ==