Ptôlemaiôsy IX: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Ptolemy IX. Soter II - tetradrachma.jpg|vignette|395x395px|Vola misy ny sarin'i Ptolemaiosy IX Sotera II]]
I '''Ptolemaiosy IX''' na '''Ptolemaiosy IX Sotera II''', izay nahazo ny tovan'anarana hoe '''Latirosy''', dia [[Farao|faraon]]' i Egipta avy amin'ny [[fianakaviana lagida]] izay nanjaka tamin'ny taona 116 hatramin'ny taona 107 tal. J.K. avy eo tamin'ny taona 80 hatramin'ny 81 tal. J.K. (na 88 hatramin'ny 80 tal. J.K.). Teraka tamin'ny taona 143 na 142 tal. J.K. ary maty tamin'ny taona 80 tal. J.K. Izy no lahimatoan'i [[Ptolemaiosy VIII Evergetesy II Trifona]] tamin'i Kleopatra III Evergetesy. Atao hoe ''Πτολεμαῖος Σωτήρ'' / ''Ptolemaĩos Sôtêr'' izy amin'ny teny grika. Ny hoe Λάθυρος / ''Láthuros'' dia tovan'anarana azony noho izy nahitana bokotra tamin'ny orony. Ny hoe ''Sôtêr'' dia midika hoe "mpamonjy".
 
== Jereo koa ==