Ptôlemaiôsy V: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Tetradrachme Ptolémée V.jpg|vignette|429x429px|Vola misy ny sarin'i Ptolemaiosy V]]
I '''Ptolemaiosy V''' na '''Ptolemaiosy V Epifanesy Eokaristosy''' dia [[Farao|faraon]]' i Egipta avy amin'ny [[fianakaviana lagida]] sady zanak'i [[Ptolemaiosy IV]] tamin'i Arisnoe III. Teraka tamin'ny taona 210 tal. J.K. izy. Atao hoe ''Πτολεμαίος E' ὁ Έπιφανὴς καὶ Εὐχάριστος'' / ''Ptolemaios E o Epiphanês kai Eokharistos'' izy amin'ny [[teny grika]]. Ny hoe ''Epiphanês'' dia midika hoe "mamiratra". Taorian'ny nahafatesan-drainy tamin'ny taona 204 tal. J.K. dia nambara ny maha mpanjaka azy raha mboka 5 na 6 taona izy ka i Arisnoe III reniny no nitantana vonjimaika ny fanjakana. Naka ny fitondrana an-keriny i Agatoklesy (grika: Ἀγαθοκλῆς / ''Agathoklês'') sy i Sosibiosy (grika: Σωσίβιoς / ''Sôsibios'') rehefa avy namono an'i Arisnoe III tamin'io taona io ihany. Nandimby an'i [[Ptolemaiosy IV]] rainy izy ary nodimbiasan'i [[Ptolemaiosy VI]] zanany.
 
== Jereo koa ==