Tany avon'i Golàna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Faritra any Atsinanana Akaiky
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''tany avonLembalemban'i Golàna''' izay antsoina fotsiny hoe '''Golàna''' indraindray dia havoana ao [[Azia]] hita ao atsimon'ny tendrombohitra Hermôna, ao avaratra atsinanan'ny [[farihy Tiberiada]] (na Tiberiasy) ary ao avaratr'i Yarmouk, eo amin'ny sisintany manelanelana an'i [[Isiraely|Israely]] sy i [[Jordania]] sy i [[Siria]] ary i [[Libana|Libàna]]. Atao hoe الجولان /''al-Jūlān'', izy amin'ny [[teny arabo]], fa גולן / ''Golan'' kosa amin'ny [[teny hebreo]].
 
Ny tany avonlembalemban'i Golàna nonoisy ny loharano lehibe indrindra amin'ny famatsiana rano ny farihy Tiberiasy sy i Jordania. Malaza amin'ny fampbolenyfamboleny sy ny fambolenyfmokarana voaloboka izy. Tokony ho 52 000 ny isan'ny mponina ao aminy izay monina amin'ny veleran-tany mirefy 1 800 <abbr>km<sup>2</sup></abbr>. Taorian'ny adin'ny Enina Andro dia nobodoin'i Israely ny ampahany andrefana.