Galilea (faritra): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-12:
 
=== I Galilea ao amin'ny Testamenta Taloha ===
Tsy voaresaka ao amin'ny [[Pentateoka]] ny amin'i Galily (''Galil''). Hita amin'ny endriny milaza maro io teny io ao amin'ny [[Bokin'i Josoa]] (Jos. 13.2) sady midika hoe "faritra" na "firenena", ary mety nanondro faritra manokana. Ao amin'ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] (1Mpanj. 9.11-138) dia voalaza fa natolotr'i [[Solomona]] ho valisoan'i Hirama ny lemaka iray ao anelanelan'ireo tendriombohitr'i NeftalyNaftaly noho ny asa nataony. Nahakivy an'i Hirama izany fanomezana izany, ka nomeny anarana hoe "tanin'i Kabola". Miantso azy hoe Galily (''Galil'') ny mponina Jodeana (na Jodiana). Ao amin'ny [[Bokin'ny Makabeo]] dia toerana nisehoan'ny ady maro teo amin'ny Jodeana sy ny fitondrana [[seleokida]] i Galilea.
 
=== I Galilea ao amin'ny Testamenta Vaovao ===
 
I Galilea dia voaresaka matetika ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]]. Ao no nandanian'i [[Jesosy]] ny ampahany be amin'ny androny. Ny [[Filazantsara sinoptika|Evanjely telo voalohany]] dia mifantoka amin'ny asany amin'io faritra io, izay voasoritroritravoasoritsoritra am-panoharana sy feno zava-miafina, ny amin'ny diany rehetra ao amin'ny tapany avaratr'i [[Palestina]], izay voaelanelan'ny fandroahana fanahy ratsy sy fahagagana. Ny andian-teny hoe "Galilean'ny Firenena" (Mat. 4.15, izay noraisina avy ao amin'ny [[Bokin'i Isaia]] 8.23) izay atao amin'ny teny hebreo hoe "''Galil haGoyim''", dia hoatry ny milaza am-panoharana faritra izay tokony hampibebahina, raha mitaha amin'i [[Jodea]] sy ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoli]]<nowiki/>n'i Jerosalema.
 
Mety ho sisa amin'ny fitenenana hoe "Fahendren'ny Firenena", ny teny hoe ''GLYL'' (''Galil'' na ''Galilea'') sy ''HKhMH'' (''Hokhmah''), izay midika hoe "Fahendrena" ka manana [[gematria]] mitovy.
== Jereo koa: ==
*[[Galilea tamin'ny andron'i Jesosy]]