Kafarnahoma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-17:
 
== Tantara ==
Ny toerana nisy ny tanàna dia efa nisy olona tamin'ny taonarivo faha-3 tal. J.K. tamin'ny [[Andron'ny Alimo]]. Foana io toerana io tamin'ny [[Andron'ny Vy]] ary tsy nisy mponina indray raha tsy tamin'ny taonjato faha-5 tal. J.K<ref name=":0"><small>Stanislao Loffreda, "Capharnaum", dans Eric M. Meyers (dir.), ''Oxford Encyclopaedia of Archaeology in the Near East'', <abbr>vol.</abbr> 1, Oxford et New York, Oxford University Press, 1997</small></ref>. Niorina tamin'ny fitohizam-panjakanaandron'ny fanjakana hasmoneana tao [[Jodea]] (na Jodia) ny tanàna. manaporofoManaporofo izany ny fahitana vola antitra indrindra teo amin'ny toerana niorenan'ny tanàna voalohany, dia vola tany amin'ny taonjato faha-2 tal. J.K. Teo amin'ny sisintanin'i Galilea, teo amin'ny sampany iray amin'ny lalan'ny mpivarotraraharaham-barotra atao hoe Via Maris ("Lanan'ny Ranomasina").
 
Tanànan'ny mpanjono sy ny tantsaha i Kafarnahoma izay nisy mponina tsy nihoatra ny 1 000<ref><small>Donald John Wiseman, Edwin M. Yamauchi, ''Archaeologie and the Bible'', Zondervan, 1979, <abbr>p.</abbr> 79</small></ref>. I [[Betsaida]], izay tanàna kely teo akaikin'i Kafarnahoma teo amoron'ny farihin'i Tiberiada, nefa miorina teny an-dafin'i [[Jordana (ony)|Jordana,]] dia lazaina ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] fa tanàna nipoiran'i [[Simona Petera|Petera]] sy i [[Andrea (apostoly)|Andrea]] rahalahiny ary i [[Filipo]] ary mety misy fifandraisany amin'i Natanaela.
 
Tamin'ny taonjato faha-2, taorian'ny nanadravananandravana ny tanànan'i [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] sy ny nandraràna ny Jiosy rehetra tsy hiditra ao, dia nisy Jiosy [[nazoreana]] sy mpanao taozavatra avy amin'ny Empira bizantina tao Kafarnahoma. Nisy mponina miisa tokony ho 1 500 tao tamin'ny taonjato faha-5. Nisy fiangonana bizantina tao izay naorinaniorina teo amin'ny sisam-paharavan'ny atao hoe "ny tranonin'i Md Petera".
 
Ny tanàna kely izay simban'ny horohorontany tamin'ny taona 746 ka efa namborina indray somary lavidavitra eny dia niha nihena laza ka navelan'ny olona nandritra ny taonjato faha-11. Nanana ny lazany i Kafarnahoma nefa tsy ahitana sisan-javatra naorina tamin'ny fandalovan'ireo Kroazada (na Krosada).