Fanjakan'ny Arsakida : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Rohy
(Fanjakana tao Azia tamin'ny Andro Taloha)
 
k (Rohy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Ny '''Arsakida''' dia fianakavia-mpanjaka partiana nitondra an'i [[Persia]] na Iràna ka namorona ny [[empira partiana]]. Tsy i [[Partia]] ihany no notapahiny fa i Mesopotamlia[[Mesôpôtamia]] sy i Persida ary i Persia koa, teo anelanelan'ny taonjato faha-3 tal. J.K. hatramin'ny taonjato faha-3 taor. J.K. Naorin'i Aesaka[[Arsaka]] tamin'ny taona 250 tal. J.K. izany fanjakana izany ka nanapaka hatramin'io taona io ka hatramin'ny taona 224 taor. J.K. ary ny [[Sasanida]] no nisolo azy ireo avy eo. Ny mpanjaka arsakida farany nanapaka an'i Partia dia i Artabàna V, izay resin'i Ardasira zanak'i Papàka. Nisy taranaky ny Arsakida izay nanapaka an'i Armenia hatramin'ny taona 428 taor. J.K.
 
== Ny Arsakida tao Persia ==
25 320

modifications