Fiteny indô-eorôpeanina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango|fiteny}}
[[Sary:Indo-European branches map.svg|vignette|376x376px|Fitsinjarànan'ireo fiteny indô-eorôpeana ao amin'ny tany nipoirany]]
Ny '''fiteny indô-eorôpeanina''' dia fiteny[[fianakaviam-piteny]] ivondronan'ny fiteny maro nipoitra any [[Eorôpa]] sy any [[India]] sy tenenina eran'izao tontolo izao. Misy 1 000 eo ny isan'ny fiteny avy amin'io fiteny io. Misy olona 3 lavitrisa no miteny amin'ny fiteny indô-eorôpeanina. Fianakaviam-piteny tenenina maneran-tany izy ireo, izay ahitana ny [[fiteny albaney]], ny [[fiteny armeniana]], ny vondrom-piteny [[Fiteny balto-slava|balto-slava]], [[Fiteny keltika|keltika]], [[Fiteny jermanika|jermanika]], [[Fiteny helenika|helenika]], [[Fiteny indo-iraniana|indô-iraniana]], [[Fiteny italika|italika]] (isan'izany ireo [[fiteny rômana]]), ary vondrom-piteny maty roa, dia ny vondrom-piteny [[Fiteny anatôliana|anatôliana]] (isan'izany ny [[fiteny hitita]]) sy ny vondrom-piteny [[Fiteny tôkariana|tôkariana]]. Ankehitriny dia misy 6 tapitrisa ny olona miteny indô-eorôpeanina.
[[Sary:IndoEuropeanTree.svg|thumb|300px|Fiteny Indô-eorôpeanina]]