Sosa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:King's apartments Apadana Susa.jpg|vignette|372x372px|NanitsySisam-paharavan'ny lampa-mpanjaka [[akemenida]] tao Sosa.]]
I '''Sosa''' na '''Sosàna''' na '''Soza''' dia tanàna fahiny tao amin'ny [[Elamita]] sy ny vahoaka niaina teo alohany, tao amin'ny [[Empira persiana]] voalohany, ny [[Seleokida]], ny Partiana, ary ny [[Empira sasanida]] tao Iràna, sady iray amin'ireo tanàna nanana ny maha izy azy tao amin'ny faritra [[Atsinanana Afovoany]] tamin'ny [[Andro Taloha]]. Ao amin'ireo tendrombohitra ivan'i Zargos any amin'ny 250 km atsinanan'ny Renirano [[Tigrisy]], eo anelanelan'ny Karkheh sy ny reniranon'i Dez no nisy azy. Ny toerana niorenany amin'izao dia ahitana havoana granita telo izay mivelatra eo amin'ny faritra mirefy 1 km<sup>2</sup>, fantatra amin'ny hoe havoana Apadana sy havoana Acropolis ary havoana Ville Royale. Ny tanàna iraniana vaovao atao hoe Shush dia hita eo amin'ny toerana niorenan'i Sosa. I Shush dia ampitovina amin'i Sosàna (''Shushan''), izay lazaina ao amin'ny [[Bokin'i Estera]] sy ny boky hafa ao amin'ny [[Baiboly]] koa.