Prôtestantisma eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-61:
 
==== Fotoan'ny fahalalahana (1905-1946) ====
Teraka ny fiombonan'ny fiangonana protestanta, izay atao hoe Komity Intermisionera, iraisan'ny misiona protestanta enina (ny ''[[London Missionary Society]]'', ny ''Friends of Foreign Mission Association'', ny ''Mission Protestante Française'', ny ''[[Norwegian Missionary Society|Norvegian Missionary Society]]'', ny ''Lutherian Church of America'', ny ''Lutherian Board of Mission'')<ref name=":2"><small>J. Rabemanahaka, J. Rennes, G. Razafindrakoto, "Calvin - ny Andro moderna", ao amin'ny ''Tantaran'ny Fiangonana'', 1964,</small> <small>p.71</small></ref> izay hatao hoe [[Fiombonan'ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara]] (FFPM) aty aoriana (englisy: ''Federation of the Protestante Churchs in Madagascar'') tamin'ny taona 1913 nefa ny [[Eklesia Episkopaly Malagasy|Anglikana]] tsy niditra ao<ref><small>Raminosoa Marcel (Mpandridra), ''Inona moa ny FFPM ?,'' Antananarivo, 2003, p. 1.</small></ref>. Tamin’io taona 1950 io dia niova anarana ny Komity Intermisonera ka lasa Komitin'ny Protestanta.
 
Nisongadina tamin'ny fanoherana ny mpanjana-tany ny Protestanta. Ireo avara-pianarana malagasy, indrindra ny mpitsabo sy ny pastora, dia nivondrona tanaty fikambanana talohan'ny taona 1920, dia ny ''[[Vy Vato Sakelika|Vy, Vato, Sakelika]]'' (VVS). Protestanta ny ankamaroany. Nisy koa antoko politika izay nitaky ny fizakantena sy ny fahaleovantenan'i Madagasikara, dia ny ''[[Mouvement démocratique de la rénovation malgache|Mouvement Démocratique de la Rénovation Malgache]]'' (MDRM) niorina tamin’ny 22 Septambra 1946, dia nahitana mpikambana protestanta koa.
 
Tonga tatoteto Madagasikara ny misionera adventista tamin'ny taona 1926 nefa tsy nety niara-niasa tamin'ny misionera protestanta efa tratrany.
 
Niorina ny tobim-pifohazam-panahy tamin’ny taona 1927 tao Manolotrony notarihin-dRavelonjanahary. Efa nahatsangana ny sinodany ny fiangonana anglikana tamin’ny taona 1937. Niorina ny tobim-pifohazam-panahy tamin’ny taona 1942 tao Ankaramalaza notarihin'i Volahavana Germaine (na Nenilava). Nankahery ara-panahy ny mpino protestanta ny fiorenan'ny tobim-pifohazan'i Farihimena tamin'ny taona 1946 notarihin-dRakotozandry Daniel.