Mesôpôtamia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Mesopotamia ho Mesôpôtamia i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:N-Mesopotamia and Syria english.svg|vignette|393x393px|Sarin-Wtanin'i Mesopotamia sy i Siria ahitana ny sisin-tanin'ireo firenena ankehitriny.]]
I '''[[Mesopotamia]]Mesôpôtamia''' na [[Mesopotamia|'''MezopotamiaMezôpôtamia''']] dia faritra tany [[Atsinanana Akaiky]], teo anelanelan'ny ony Tigry (na Tigra na [[Tigrisy]]) sy [[Eofrata]] sady mifanandrify amin'ny [[Iràka]] sy ny ampahany amin'i [[Siria]] ary i [[Iràna]] amin'izao fotoana izao.
 
[[Teny grika]] ny hoe ''Μεσοποταμία'' / ''Mesopotamía'', ka ny hoe μεσο / ''meso'' midika hoe "anelanenan'ny" na "afovoana" ary ny hoe ''ποταμός'' / ''potamós'' midika hoe "ony", ara-bakiteny ny hoe ''Mesopotamia'' dia midika hoe "eo anelanelan'ny ony".
 
Nisy sivilizasiona sy firenana maro nifandimby na niara-nanjaka tao ka ireto no natanjaka tamin'ny [[Andro Taloha]]: ny [[Someriana]], ny [[Kaldeana]], ny [[Akadiana]], ny [[Babiloniana|Babilôniana]], ny [[Asiriana]], ny [[Persiana]] ny [[Grika]] ary ny [[Romana (vahoaka)|Romana]]. Nanomboka tany amin'ny taonjato faha-34 tal. J.K. hatramin'ny taonjato faha-2 taor. J.K. izany tantara izany nefa misy zava-pantatra ihany talohan'io fari-potoana io.
 
== Jereo koa: ==