Akemenesy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:AchaemenidMapBehistunInscription.png|vignette|383x383px|Ny fivelaran'ny Empira akemenida]]
I '''Akemenesy''' no mpanorina ny fianakavia-mpanjaka (dinastia) [[Akemenida]]. Hita ao amin'ny sora-tsokitr'i Behistona, izay nataon'i [[Dariosy I]] na Dariosa I sora-tononina, ny anarany izay lazain'i Dariosy fa razamben'ny mpanjakan'i Asàna (''Heshan'' na ''Ashan'') rehetra sy an'ny mpanjakan'i [[Persia]] rehetra. I [[Teispesy]] (grika: Τεΐσπης / ''Teispês'') no zanany izay mpanjaka voalohan'i Asàna. Amin'ny [[teny persiana]] dia atao hoe ''Hakhâmanish'', izy, fa amin'ny [[teny grika]] kosa dia Αχαιμένης / ''Akhaimenês.''