Akemenida: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
k Tsipelina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
||
Andalana faha-20:
==== Teispesy ====
Mpanjakan'i Persia nanomboka tamin'ny taona 675 tal. J.K. hatramin'ny taona 640 tal. J.K. i [[Teispesy]], izay nandimby an'i Akemenesy rainy. Rehefa maty i Teispesy dia nizara roa tamin'ireo zanany roa ny fanjakana persiana, ka i [[Kirosy I]] lasa mpanjakan'i Parsomà sy i Ansàna, fa i [[Ariaramnesy]] kosa lasa mpanjakan'i [[Parsa]].
==== Kirosy I ====
Mpankan'i Ansàna tany Persia hatramin'ny taona 600 tal. J.K. ka hatramlin'ny 580 tal. J.K. I [[Kirosy I]], izay niaina tamin'ny taona 610 hatramin'ny taona 580 tal. J.K. (na 652 - 600 tal. J.K. koa hoy ny olona sasany). Tsy hita ao amin'ny sora-tsokitr'i Behistona, izay nampanaovin'i [[Dariosy I]], anefa ny momba azy.
==== Ariaramnesy ====
Mpanjaka iraniana, izay rahalahin'i Kirosy I sy zanak'i Teispesy i [[Ariaramnesy]]. Razamben'i [[Dariosy I]] izy araka ny sora-tsokitr'i Behistona sady nanapaka tamin'ny tanin'i Parsomasa nandritra ny fanapahan'ny rahalahiny Kirosy I tao Ansàna.
==== Kambisesy I ====
Andalana faha-41:
==== Kirosy II Lehibe ====
I [[Kirosy Lehibe]], izay atao hoe Kirosy II, dia mpanjakan'i Persia tamin'ny taona 559 hatramin'ny taona 530 tal. J.K., teraka tamin'ny taona 590 tal. J.K. ary maty ny taona 529 tal. J.K. I [[Kambisesy I]] no rainy. Izy no rain'i [[Bardià]] sy i [[Kambisesy II]]. Izy no nanorina ny Empira persiana (na persa) izay nandimby ny [[Mediana|Fanjakana medianita]] (na meda).
Fanafihana sy famaboan-tany etsy sy eroa tsy nisy toa azy no nanamarika ny fotoana nanjakany: rehefa avy nampanaiky ny fanapahany ny Mediana (na Meda) izy dia
==== Kambisesy II ====
Mpanjaka lehibe tao amin'ny [[Empira persiana]] hatramin'ny taona 529 tal. J.K. ka hatramin'ny taona 522 tal. J.K. i [[Kambisesy II]], izay fantatra indrindra tamin'ny nanafihany sy nahazoany an'i Egipta ka nahatonga azy ho lasa [[faraôna]] (na [[farao]]) tao. Namarana ny fakana ny tany any ambadik'i [[Eofrata]] izy tamin'ny nahazoany an'i [[Foinikia]] (na Fenisia) sy an'i [[Kirprosy]]. Nanana andian-tsambo mpiady matanjaka dia matanjaka ny Persiana tamin'ny andron'i Kambisesy II.
==== Bardià ====
Mpanjaka lehiben'i [[Persia]] nandritra ny volana vitsy tamin'ny taona 522 tal. J.K. i [[Bardià]], raha tsy hoe efa nisy namono talohan'izany sy efa nisy ny mpisandoka (i Gaomata) naka ny toerany ka nitondra ny empira. Zanak'i [[Kirosy Lehibe]] izy ary zandry kelin'i
==== Dariosy I ====
I [[Dariosa I]] na Dariosy I dia nanapaka teo anelanelan'ny taona 521 sy 486 tal. J.K. Tamin'ny taona 558 na 550 izy no teraka ary maty tamin'ny taona 486 tal. J.K. Nananao izay hampitsahatra ny fikomiana maro i
Nampitsahatra ny fikomian'ny Grika tamin'ny taona 493 tal. J.K. i Dariosy I koa dia tapa-kevitra haka an'i Grisia (na Gresy), dia nandefa tafika hanafay ny tananan'i [[Atena]] izay nanohana ny mpikomy. Nanomboka ny ady teo amin'ny Persiana sy ny Grika. Tamin'ny taona 490 tal. J.K. dia nandefa tafika matanjaka nobaikoin'i Artafernesy sy ilay Mediana atao hoe Datisy ny Persiana ka niditra tao Grisia avy ao avaratra, nefa resy tamin'ny ady tao Maratôna. Matin'aretina tamin'ny taona 486 tal. J.K. i
==== Kserksesy I ====
Nanapaka an'i Persia nanomboka tamin'ny taona 486 hatramin'ny 465 tal. J. K. i [[Kserksesy I]]. Teraka tamin'ny taona 519 tal. J.K.
Nanamontsana ny fikomiana tany Egipta i Kserksesy I tamin'ny taona 485 sy 464 tal. J.K. ary nampangina ny fikomiana tany [[Babilona|Babilôna]] koa tamin'ny taona 482 tal. J.K. Nandritra izany fotoana izany dia nanomana fanafihana mitohy tany amin'ny Grika i Kserksesy I nandritra ny telo taona. Niampita an'i Helespôntosy i
==== Artakserksesy I ====
Andalana faha-77:
==== Dariosy III ====
Mpanjakan'i Persia tamin'ny taona 336 hatramin'ny taona 330 tal. J.K. i [[Dariosy III]] na Dariosa III. Teraka tamin'ny taona 380 tal. J.K. izy ary maty tamin'ny taona 330 tal. J.K. Ny [[eonoka]] atao hoe Bagoasy no nampiakatra azy teo amin'ny seza fiandrianana. Rehefa tonga teo amin'ny fitondrana i Dariosy III dia nampamono an'i Bagoasy. Nitarika ny tafika persiana hiatrika ny tafik'i [[Aleksandra Lehibe]],
== Jereo koa ==
|