Bardià: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Mpanjaka akemenida
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''BardiaBardià''' dia mpanjaka lehibe akemenida tao [[Persia]] nandritra ny volana vitsy tamin'ny taona 522 tal. J.K. afa-tsy hoe efa nisy namono talohan'izany sy efa nisy ny mpisandoka (i Gaomata) )naka ny toerany ka nitondra ny empira. Zanak'i [[Kirosy Lehibe]] izy ary zandry kelin'i [[Kambisesy II]]. Fantatra koa amin'ny anarana [[Fiteny grika|grika]] hoe ''Smerdis'', ''Mergis'', ''Mardos'' ary ''Tanyoxarkès'' izy. Atao hoe ''Bardiya'' izy amin'ny teny persiana taloha.
 
== Jereo koa ==