Sipra Avaratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k nanova ny anaran'i Repoblika Tiorka an'i Sipra ho Repoblika Tiorka an'i Kiprosy i Jagwar : araka ny anarany ao @ baiboly
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy votoatiny
Andalana faha-26:
notes=
}}
I '''Kiprosy Avaratra''' na '''Repoblika Torkan'i Kiprosy Avaratra''' dia fanjakana izay tsy misy manaiky afa-tsy i [[Torkia]], ao amin'ny tapany avaratra atsinanan'ny nosy [[Kiprosy]]. Nanambara ny fahaleovantenany izy tamin'ny 15 Novambra 1983, sivy taona taorian'ny fidirana antsehatry ny tafika torka tao amin'ny tapany avaratry ny nosy tamin'ny taona 1974, hanoherana ny fikasana hanakambana io nosy io amin'i [[Gresy]] (na Grisia) nataon'ny vondrona manamboninahitra mpanongam-panjakana tao amin'ny mpisahana ny fiambenana ny firenena kiprioty (notarihin'i Níkos Sampsón), izay avy nanongana ny filoha Mikhaíl Makarios tamin'ny taona 1974.
 
Atao hoe ''Kuzey Kıbrıs Türk Cumhuriyeti'' (hafohezina amin'ny hoe ''Kuzey Kıbrıs'' sy ''KKTC'') i Kiprosy Avaratra amin'ny teny torka, fa Τουρκική Δημοκρατία της Βόρειας Κύπρου (hafohezina amin'ny hoe ''Βόρεια Κύπρος'' na ''ΤΔΒΚ'') amin'ny teny grika ankahitriny.
{{vangovango}}
 
Ny Fanjakan'i Kiprosy Avaratra dia ataon'ny Firenena Mikambana sy ny Filankevitr'i Eoropa tapany avaratry ny Repoblikan'i Kiprosy ihany. Ny tafika torka anefa mametraka miaramila miisa 30 000 ao sady nanao izay honenanan'ny olona miisa 120 000 ao avy any Anatolia nanomboka tamin'ny taona 1974. Ny mponina Kiprioty torka tompon-tany dia vitsy kokoa raha mitaha amin'ny mpifindra monina avy any Torkia.{{vangovango}}
 
Ny '''{{BASEPAGENAME}}''' (''Kuzey Kıbrıs Türk Cumhuriyeti'') dia [[firenena]] "nahazo fahaleovantena" tamin'ny [[15 Novambra]] [[1983]], teo arinan'ny natongavan'ny torka teo avaratran'ny nosy ny Kipra tamin'ny [[1974]]. Ny [[Torkia]] ihany no mafantatra azy.