Fameno mpamari-toe-javatra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''fameno mpamari-toe-javatra''' dia anjara asa [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]] ao amin'ny [[fehezankevitra]] na ny [[fehezanteny]] izay manondro ny "toe-javatra" (antony, toerana, fotoana, sns.) izay matetika azo afindrandrafindra toerana sady azo foanana, nefa tsy manakorontana ny rafitry ny fehezanteny izany, ka ireo fepetra roa farany ireo matetika no tena iavahany amin'ny [[fameno zoina]]. Amin'ny tenyfiteny sasany dia matetika ialohavana mpampiankin-teny ny fameno mpamari-toejavatra nefa tsy tokony hafangaro amin'ny [[fameno zoina tsy mivantana]]. Noho izany rehetra izany, ny teny na andian-teny mitana ny anjara asa fameno mpamari-toe-javatra ao amin'ny fiteny iray dia tsy voatery hisahana izany anjara asa izany (rehefa adika) ao amin'ny fiteny hafa na dia fehezanteny mitovy hevitra (sy mitovy na mifanakaiky firafitra) aza no ahitana azy. Noho izany ihany koa dia tsy mitovy ny isan'ny karazam-pameno ao amin'ny fiteny rehetra. Arakaraka ny fomba fanaovana tsikera sy arakaraka ny fiheveran'ny mpanoao fitsipiteny dia tsy mitovy ny isan'ny karazam-pameno mpamari-toe-javatra ao amin'ny fiteny iray.
 
Ao amin'ny fehezanteny hoe ''Milalao baolina ao an-tokontany ny ankizy'' dia fameno mpamari-teo-javatra ny andian-teny hoe ''ao an-tokontany''.