Fiendrika sy fitodika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-17:
 
==== Ny fiendrika anoina ====
Ny [[fiendrika anoina]] dia endriky ny matoanteny izay matetika ahitana [[Tovona (fitsipiteny)|tovona]] ''a-'' na [[Tovana (fitsipiteny)|tovana]] ''-ina'' na ''-ana''. Raha ny lafiny ara-kevitra no jerena dia tsy tokana ny hevitra voizin'ny fiendrika anoina fa maro, dia ireo atao hoe fitodika zoina, dia ny fitodika zoina iharana, ny fitodika zoina fitaovana, ny fitodika zoina tanty, ny fitodika zoina tolorana, ny fitodika zoina toerana ary ny fitodika zoina alalana.
 
Ohatra:
 
''<u>Kapain</u>'ny ankizy amin'ny antsy ny hazo''.

''<u>Aketsa</u> ny vary''.

''<u>Akapan</u>' ny ankizy ny hazo ny antsy''.
 
==== Ny fiendrika añanovana ====
Ny fiendrika añanovana dia endriky ny matoanteny izay foronin'ny [[tsirinteny sara-droa]] dysy ny fototeny. Amin'ny fitsipiteny malazatra dia ny fitodika toe-javatra (fitodika toe-javatra fotoana, fitodika toe-javatra toerana, fitodika toe-javatra fomba ary fitodika toe-javatra antony, araka ny haiteny ara-piofohana) no voiziny nefa mety ho fitodika zoina (fitodika zoina fitaovanana, fitodika zoina alalana, fitodika zoina toerana, fitodika zoina tolorana), izay efa hita ao amin'ny fiendrika anoina, izany .
 
Ohatra: