Bizantioma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-22:
== Tamin'ny andron'ny Romana ==
 
=== Ady tamin'nyi Siria seleokida ===
Niaraka tamin’ny Roma ny Bizantina tamin’ny ady nifanaovany tamin’i [[Antiokosy III Megasy]] mpanjakan’i Siria teo anelanelan’ny taona 191 sy 188 tal. J.K. Nanampy ny Romana ihany koa izy ireo tamin’ny adin’i Roma tamin’i Mitridata VI (na Mitridatesy; grika: ''Μιθριδάτης Εὐπάτωρ''/ ''Mithridatês Eupatôr'') tamin’ny taona 88 hatramin’ny 65 tal. J.K. Noho izany, mba ho fankasitrahana ny Bizantina dia nataon’i Roma ho tanàna namana sady afaka i Bizantioma.