Akemenida: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''empiraEmpira akemenida''' na '''fanjakanaFanjakana akemenida''' dia fanjakan-dehibe nanapaka tany [[Persia]] tamin'ny taona 550 hatramin'ny 330 tal. J.K. Ny Akemenida dia atao hoe ''Haxāmanišiya'' amin'ny [[Fiteny persana taloha|teny persiana taloha]].
 
Araka ny angano akemenida dia i ''Haxāmaniš'' izay antsoin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''Ἀχαιμένης / Akhaimenês'', izay mety niaina tamin'ny fiandohan'ny taonjato faha-7 tal. J.K., no razamben'ny Akemenida, hoy ny soratra persiana akemenida. Izy no voalaza ho mpanjaka voalohany nanapaka ny an'i Ansana ([[Fiteny someriana|someriana]]: ''Anzan''), izay faritany notapahin'ny [[Mediana]] (na Meda).
Andalana faha-10:
 
== Ireo mpanjaka akemenida nifandimby ==
 
* Ny tsy tena azo antoka fa mety noforonin'i Dariosy I:
 
[[Akemenesy]] (688-675 tal. J.K.) - [[Teispesy]] ( 675-640 tal. J.K.) - [[Kirosy I]] (640-600 tal. J.K.) - [[Ariaramnesy]] (6??-6?? tal. J.K.) - [[Kambisosy]] I (600-559 tal. J.K.) - [[Arsamesy]] (6??-5?? tal. J.K.)
 
* Ny azo antoka:
 
[[Kirosy II Lehibe]] (550-530 tal. J.K.) - [[Kambisosy II]] (529-522 tal. J.K.) - [[Bardia]] (522-522 tal. J.K.) - [[Dariosy I]] (522-486 tal. J.K.) - [[Kserksesy I]] (486-465 tal. J.K.) - [[Artakserksesy I]] (465-424 tal. J.K.) - [[Kserksesy II]] (424-424 tal. J.K.) - [[Sogdianosy]] (424-423 tal. J.K.) - [[Dariosy II]] (423-404 tal. J.K.) - [[Artakserksesy II]] (404-359 tal. J.K.) - [[Artakserksesy III]] (359-338 tal. J.K.) - [[Arsesy]] (338-336 tal. J.K.) - [[Dariosy III]] (336-330 tal. J.K.).