Pretra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-7:
 
== Ny mpisorona ao amin'ny jodaisma ==
Ao amin'ny lalàna jiosy dia atokana amin'ny asa fanompoana ao amin'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] sy amin'ny alitara ny pretra (na mpisorona) izay taranak'i [[Arona|Aarona]] (ireo [[mpisorona be]]) sy avy amin'ny [[Fokon'i Levy|taranak'i Levy]] (ireo mpisorona madinika). Miandraikitra ny fanaovana sorona sy ny fampianarana ny [[Lalan'i Mosesy]] (na Moizy) ary ny fandaminana ny fanompoam-pivavahana ao amin'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] (izay ivon'ny fivavahana jiosy) izy ireo. Rehefa rava ny Tempolin'i Jerosalema tamin'ny taona 70 taor. J.K. dia tsy nisy intsony ny mpisorona ao amin'ny [[jodaisma]].
 
== Ny pretra ao amin'ny kristianisma ==