Eveka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''eveka''' dia izay manam-pahefana ao amin'ny fiangonana kristiana amin'ny faritra na [[diosezy]] (na diosesy) iray. Maro ny endrika mety hisehoan'ny maha eveka ny eveka. Misy eveka ny [[Katolisisma|fiangonana katolika]] sy ny [[Kristianisma ortodoksa|fiangonana ortodoksa]] sy ny [[Anglikanisma|fiangonana anglikana]] ary ny [[Protestantisma|fiangonana protestanta]] sasany. Ao amin'ny katolisisma, ny eveka vaovao dia ataon'ny eveka iray na maro [[ordinasiona]] nivoaka avy amin'ny fifampitohizan'ny mpanao ordinasiona, izay inoana fa mipaka ara-tantara hatrany amin'ny andron'ny iray amin'ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|apostolin'i]] Kisty. Izany no atao hoe [[fifandimbiasana apostolika]].
 
Ao amin'ny protestantisma kosa dia anjara asa sahanina eo amin'ny fiangonana ny maha eveka fa tsy misy fototra momba ny [[sakramenta]]. Amin'ny Protestanta dia tsy zavatra tokony ho fotorina ara-tantara ny fifandimbiasana apostolika fa zavatra ara-panahy. Rehefa tsy manangana anjara asan'ny eveka ny Fiangonana dia filoham-piangonana no fidina mba hisahana ny andraikitra tokony ho nosahanin'ny eveka.
 
== Jereo koa ==