Rain' ny Fiangonana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-73:
 
== Ny fandalinana momba ny Rain'ny Fiangonana ==
Ny taranja sy ny haisoratra momba ny Rain'ny Fiangonana dia atao hoe [[patristika]] sy patrolojia. Ny teny hoe patristika sy [[patrolojia]] dia samy avy amin'ny [[teny grika]] hoe ''patḗr'' na [[teny latina]] hoe ''pater'' (izay samy midika hoe "ray").
 
=== Ny patristika ===
Ny patristilapatristika dia taranja andalinana ny fiainana sy ny asa ary ny fampianaram-pinoanan'ny Rain'ny Fiangonana, izany hoe nytantaranny tantaran'izy ireo. Matetika dia mifangaro ny hevitry ny hoe ''patristika'' sy ''patorolojia''.
 
=== Ny patrolojia ===
Ny patrolojia dia teny enti-manondro ny fitambaran'ny asa soratry ny Rain'ny Fiangonana, ary io teny io dia manondro koa ny fitambaran'ny asa soratra andalinana ireo asa soratra ireo. Avahana noho izany ny patrolojia latina sy ny patrolojia grika. Ny patristika dia misy karazana literatiora maro (fanaovana hevi-teny, toriteny, sns) izay miorina kokoa amin'ny Baiboly, izay "fahefana fara tampony" izay halalinina amin'ny heviny ara-bakiteny sy ara-tantara ary indrindra amin'ny heviny ara-panahy (alegorika).
 
== Jereo koa: ==