Liberio (papa): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-28:
Izany zava-nitranga rehetra izany dia nahatonga ny Fiangonan'i Rôma halemy ka nahatonga azy tsy nanatrika ny konsily tao Riminy tamin'ny taona 359 izay nivorian'ny eveka rehetra aean'ny tany Andrefana, izay nahatratra 400 any ho any, ka eveka hafa no nitarika ny fivoriana fa tsy ny an'i Rôma. Raha toa nanjaka manerana ny Empira ny arianisma homeana, ny fahafatesan'i Konstantio tamin'ny taona 361 dia nanova ny toe-java-misy. Na dia teo aza ny politikan'i [[Joliano (emperora)|Joliano]] izay misy fandeferana kokoa dia tsy nahafahan'i Liberio nanomboka zavatra lehibe ny fahaverezan'ny maha to teny azy. Na dia izany aza dia nihaniverina ny hasin'i Liberio ka lasa nanohana ny fampianarana nikeana amin'izay izy, ka nanafoana tamin'ny alalan'ny didy ny fanapahan-kevitra arianista natao tao Riminy, nefa niangavy ny eveka italiana mba hiombona amin'ny eveka izay nankato ity konsily ity raha toa ka hanataka ny fiekem-pinoan'i Nikea izy ireo. Mbola nanohana ny konsily manohitra ny arianisma sy ny homeôosianan'i Lampaska, izay nanohitra koa ny fanapahan-kevitra tao Riminy, tamin'ny taona 364 izy.
 
NopmarihinNomarihin'ny fisian'ny filaminan'ny antoko mpifanohitra sy ny fifanatonana tamin'ny avakaeveka tatsinanana izay nandray azy tamin'ny taona 365 na 366 izay tsy maintsy nanaja fepetra mitovy, ka nanamelohany ny [[sabelianisma]] noho ny fangatahan'izy ireo, nefa tsy nohelohiny manokana i MarkeloMarkelosy avy any [[Ankira]] izay nisarahan'i Atanasiosy. Na dia nihanahazo fakatoavanfankatoavan'ny maro aza i Liberio dia ny toe-javatra mikorontana izay nampiavaka ny fifandimbiasan-toerana tao Rôma taorian'ny fahafatesany (24 Septambra 366) dia toa manaporofo ny fahalemen'ny fitondrany.