Sahara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Faritra ao Afrika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
 
Taloha elabe dia faritra mando i Sahara, araka ny sary hosodoko hita tao amin'io faritra io, nefa ankehitriny dia lasa tany efitra mafana indrindra eto amin'izao tontolo izao izy. Natao lalana ho an'ny raharaham-barotra i Sahara taloha ka tandaha-biby mpitatitra no niantoka izany teo anelanelan'i [[Afrika Avaratra]] sy i Afrika atsimon'i Sahara. Mandray anjara amin'ny fiharian-karena maneran-tany i Sahara noho ny fitrandrahana ny ireo tahirin-karena an-kibon'ny tany toy ny fosfaty sy ny solitany hita ao hatramin'ny taonjato faha-20.
 
== Jereo koa ==
Fizaram-paritra ao Afrika:
 
* [[Afrika Avaratra]]
* [[Afrika Andrefana]]
* [[Afrika Atsimo (faritra)]]
* [[Afrika Atsinanana]]
* [[Afrika Afovoany]]
 
Faritra hafa:
 
* [[Tandrok'i Afrika]]
* [[Sahara]]
* [[Sahara Andrefana]]
* [[Sahely]]