Saikanosin' i Arabia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Jeografia
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Arabian Peninsula dust SeaWiFS-2.jpg|vignette|297x297px|Sarin'i Arabia azo avy amin'ny zanabolana]]
I '''Arabia''' na ny '''saikanosin'i Arabia''' dia saikanosy lehibe ao atsimo andrefan'i [[Azia]], eo amin'ny fitohizan'i Azia sy [[Afrika]]. Ampahan'i [[AtsinanaAtsinanana Akaiky]] io saikanosy io sady mitana anjara toerana amin'ny lafiny toekarena noho ny fananany tahirin-tsolitany sy etona voajanahary. Amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] izy dia atao hoe شبه الجزيرة العربية / ''shibh al-jazīra al-ʿarabīyah'' ("saikanosy arabo") na جزيرة العرب / ''jazīratu Al-ʿArab'' "nosin'ny Arabo".
 
Ireto avy ireo firenena fito ao amin'io saikanosy io: i [[Arabia Saodita]], i [[Iemena]], i [[Omàna]], i [[Katara]], ny [[Emirata Arabo Mitambatra]] i [[Kôeity|Koeity]], ary i [[Bareina]].