Fiteny maltey: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny semitika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
Nipoitra avy amin'ny fiteny arabo sisiliana ny fiteny maltey. Ny fiteny arabo toniziana no manakaiky azy ka mifankahazo fiteny amin'ny ampahany ny mpiteny maltey sy ny mpiteny arabo toniziana.
 
Tokony ho 500 000 eo ny isan'ny mpiteny maltey ka ny 400 000 monina ao Malta, ny sisa dia ireo Maltey nifindra monina any [[Aostralia]], any [[Kanadà]], any [[Jibraltara]], any Italia, any amin'ny [[Fanjakana Mitambatra]] ary any [[Etazonia]]. Miteny maltey koa ny taranaky ny Maltey ao [[Frantsa]], izay nifindra monina tany [[Alzeria]] sy any [[Tonizia]] nandriotra ny vanimpotoan'ny fanjanahantany, ka niorim-ponenana tao Frantsa taorian'ny fahaleovan-tena nifanesisesy.