Fiteny kanaanita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fiteny kananita ho Fiteny kanaanita i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny kananitakanaanita''' na '''fiteny kananeana''' dia [[Fiteny semitika andrefana|vondrom-piteny semitika andrefana]] izay ahitana ireo fiteny semitika notenenina tao amin'ny tanin'i [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] , izay faritra mahafaoka an'i [[Israely]], i [[Jordania]], i [[Tany efitr'i Sinay|Sinay]], i [[Libana|Libàna]], i [[Siria]], ny tanin'i Palestinian ary koa faritra sasany ao [[Torkia]] sy ny faritra avaratra ao amin'ny [[saikanosin'i Arabia]]. Ny [[Kanaanita]], amin'ny hevitra mivelatr'io teny io dia mahafaoka ny [[Israelita]] (dia ny [[Jodeana]] sy ny [[Samaritana]]), ny [[Foinikiana]] (na Fenisiana), ny [[Amorita]], ny [[Amonita]], ny [[Moabita]], ny [[Edomita]], ny [[Soteana]], ny [[Ekronita]] ary ny [[Amalekita]].
 
Ireto avy ireo fiteny kanaanita ireo: