Fiteny kanaanita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny kananita''' na '''fiteny kananeana''' dia [[Fiteny semitika andrefana|vondrom-piteny semitika andrefana]] izay ahitana ireo fiteny semitika notenenina tao amin'ny tanin'i [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] , izay faritra mahafaoka an'i [[Israely]], i [[Jordania]], i [[Tany efitr'i Sinay|Sinay]], i [[Libana|Libàna]], i [[Siria]], ny tanin'i Palestinian ary koa faritra sasany ao [[Torkia]] sy ny faritra avaratra ao amin'ny [[saikanosin'i Arabia]]. IretoNy avy[[Kanaanita]], ireoamin'ny fitenyhevitra mivelatr'io teny io dia mahafaoka ny [[Israelita]] (dia ny [[Jodeana]] sy ny [[Samaritana]]), ny [[Foinikiana]] (na Fenisiana), ny [[Amorita]], ny [[Amonita]], ny [[Moabita]], ny [[Edomita]], ny [[Soteana]], ny [[Ekronita]] ary ny [[Amalekita]]. ireo:
 
Ireto avy ireo fiteny kanaanita ireo:
 
* ny [[fiteny fenisiana]];
Ligne 9 ⟶ 11 :
* ny [[fiteny edomita]].
 
Taty aoriana dia voasolon'ny [[fiteny arameana]], izay fiteny semitika koa, nyireo fiteny kananeana.