Fiteny amônita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny semitika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny amônita''' dia fiteny tao [[Kanaana]] notenenin'ny vahoaka atao hoe [[Amonita]] resahina ao amin'ny [[Baiboly]], izay nonina tao amin'ny faritr'i [[Jordania]] ankehitriny. Avy amin'ny anaran'ireo vahoaka ireo no nanomezana anarana ny reniovohiny atao hoe Amàna. Ankehitriny dia [[fiteny maty]] ny fiteny amônita. Ny endriky ny fiteny amônita dia mitovitovy amin'ny [[fiteny hebreon'ny Baiboly]], izay mety niharan-tsinga avy amin'ny [[fiteny arameana]].