Nobia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Nobia''' dia faritra maina (tany efitra) ao amin'ny tapany avaratr'i [[Sodàna]] sy ny tendrony atsimon'i [[Egipta]] izay manamorona an'i [[Nily]]. Tamin'ny [[Andro Taloha]] dia fanakana mahaleo tena i Nobia izay nisy mponina miteny amin'ny fitenim-paritra iray sampana amin'ny [[fiteny nilo-sahariana]]. Nifarana tamin'ny taona 1970 ny fitenenana amin'ny fiteny birgidy, izay fitenim-parita notenenina tao avaratr'i Nyala ao [[Sodàna]], ao [[DarfourDarfora]]. Ny fiteny nobiana tranainy dia nanoratana ny akamaroan'ny lahatsoratra ara-pivavahana teo anelanelan'ny taonjato faha-8 sy faha-9.