Fiteny flamanda: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny jermanika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny flamanda''' dia vondron-pitenim-paritra [[Fiteny neerlandey|neerlandey]], izay isan'ny [[sampam-piteny jermanika]]. Amin'ny heviny mifintina dia atao hoe ''fiteny'' ''flamanda'' ireo fitenim-paritra tenenina ao amin'ny Flandra, dia ny fiteny flamanda andrefana sy ny fiteny flamanda atsinanana. Amin'ny heviny mivelatra dia antsoina amin'ny hoe ''fiteny flamanda'' koa ny fitenim-paritra neerlandey tenenina ao [[Belzika]], dia ny fiteny flamanda atsinanana sy ny fiteny flamanda andrefana ary ny fiteny limborgesy. Misy ny mampiasa ny hoe ''fiteny flamanda'' hanondroana ny fiteny neerlandey nefa tsy tena mitombina izany fanondroana izany.