Fiteny afrikansa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fiteny afrikaans ho Fiteny afrikansa i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny afrikaansafrikansa''' dia fiteny avy amin'ny [[fiteny neerlandey]] tenenina any [[Afrika atsimoAtsimo]]. Ny teny hoe ''afrikaans'' amin'ny fiteny neerlandey dia midika hoe "afrikanina". Ny mpiteny fiteny afrikaans dia ireo mpanjana-tany neerlandey tonga tany Afrika Atsimo, antsoina koa hoe "''Boer"'', teny midika hoe "tantsaha" amin'ny fiteniny. Tsy ny fotsy hoditra fotsiny akory no miteny afrikaansafrikansa fa ny metissafiotra ihany koa, indrindra indrindra ao amin'ny faritanin'i [[Cap Andrefana]], ary ny [[Cap Avaratra]]. Ao amin'ny [[sampam-piteny jermanika]] ny fiteny afrikansa.
 
{{vangovango|fiteny}}