Fiteny japôney: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
 
Ny '''fiteny japoney''' dia fiteny any [[Japana]], tenenin'ny vahoaka japoney. Na dia izany aza dia tsy lisy lalàna manome sata ofisialy io fiteny io, na dia izy aza no anoratana ny tahirinkevitra aofisialy sy any am-pianarana. Miteny japoney koa ny [[Japoney]] am-pielezana (indrindra ny any [[Brezila]] sy any [[Però]], izay ahitana vahoaka japoney mliorim-ponenana miteny io fiteny io, toa ny ao Lima sy ny ao Sao Paulo), ary manana ny satan'ny [[fiteny ofisialy]] izy ao amin'ny nosin'i Angaur ao amin'ireo nosy Palaos na dia tsy tenenina ao intsony aza.
 
Amin'ny teny japoney dia atao hoe 日本語 / ''nihongo'' ny hoe "fiteny japoney" (日本 : "Japana"; 語: "fiteny") na 国語 / ''kokugo'' ("fitenim-pirenena").
 
Ny fiteny japoney dia ao amin'ny [[fianakaviam-piteny japonika]]. Nandritra ny tantara dia mihabetsaka ny voambolana ampiasaina ao amin'io fiteny io noho ny findramana teny samihafa: avy amin'ny [[fiteny sinoa]], avy amin'ny fiteny eoropeana, indrindra ny [[fiteny anglisy]].
 
== Tsiahy ==