Fiteny japôney: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
}}
 
Ny '''fiteny japoney''' dia fiteny any [[Japana]], tenenin'ny vahoaka japoney. Na dia izany aza dia tsy lisy lalàna manome sata ofisialy io fiteny io, na dia izy aza no anoratana ny tahirinkevitra aofisialy sy any am-pianarana. Miteny japoney koa ny Japoney am-pielezana (indrindra ny any Brezila sy any Pero, izay ahitana vahoaka japoney mliorim-ponenana miteny io fiteny io, toa ny ao Lima sy ny ao Sao Paulo), ary manana ny satan'ny fiteny ofisialy izy ao amin'ny nosin'i Angaur ao amin'ireo nosy Palaos na dia tsy tenenina ao intsony aza.
Ny '''fiteny japoney''' dia fiteny any [[Japana]]
 
== Tsiahy ==